Java Andrefana
Apparence
I Java Andrefana, na Jawa Barat amin' ny teny indôneziana ary Jawa Kulon amin' ny teny sondaney, dia faritany any Indônezia ao amin' ny nosy Java. I Bandung no renivohiny. Mamaritra ity faritany ity ao avaratra ny faritra manokan' i Jakarta sy ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny faritanin' i Java Afovoany, ao atsimo ny Ranomasimbe Indiana, ary ao andrefana ny faritaninin' i Banten.
Fizaràm-paritra
[hanova | hanova ny fango]I Java Andrefana dia misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 17:
- Bandung (Soreang)
- Bandung occidental (Ngamprah)
- Bekasi (Cikarang)
- Bogor (Cibinong)
- Ciamis (Ciamis)
- Cianjur (Cianjur)
- Cirebon (Sumber)
- Garut (Garut)
- Indramayu (Indramayu)
- Karawang (Karawang)
- Kuningan (Kuningan)
- Majalengka (Majalengka)
- Purwakarta (Purwakarta)
- Subang (Subang)
- Sukabumi (Pelabuhan Ratu)
- Sumedang (Sumedang)
- Tasikmalaya (Singaparna)
sy kota (tanàna lehibe) miisa 9:
- Bandung
- Banjar
- Bekasi
- Bogor
- Cimahi
- Cirebon
- Depok
- Sukabumi
- Tasikmalaya