Aller au contenu

Volombato

Avy amin'i Wikipedia
Hazo feno volombato

Ny volombato na savoronala dia fitambarana zavamananaina izay vokatry ny fiaraha-miaina maharitra eo amin' ny karazana holatra sy sela bitika maro, manana famaitso.

Ny savoronala dia mamorona fitaovam-pitomboana ka ny 90 % amin' izany dia avy amin' ny holatra thallus, izay mivoatra tsikelikely eny ambonin' ny tohana isan-karazany (vato, hazo, sns), ao anatin' izany koa ny tontolo misy olana (haintany, hafanana ambony, sns.).

Nanomboka tamin' ny taona 2011 no mankaty, maro ny fikarohana no naneho fa ny fiaraha-miaina ao amin' ny savoronala dia misy mpiara-miombona antoka maro (kavingy, bakteria, prôtista, viriosy).

pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy