Aller au contenu

Môsy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Lehilahy môsy

Ny Môsy dia vahoaka ao Afrika Andrefana izay monina ao afovoan' i Borkina Fasô sy ao amin' ny tapany avaratr' i Ganà, Tôgô, ary Benîno.

Ao Borkina Fasô dia ny Môsy no foko maro anisa, ao amin' ny sahan' ny renirano Nazinon (na Volta Rouoge) sy Nakambé (na Volta Blache), izay mahatratra 52 %n' ny mponina, izany hoe misy olona 9 ka hatramin' ny 10 tapitrisa. Ny vahoaka sisa dia ao amin' ny foko hafa miisa 60 mahery, ka ny lehibe amin' izy ireo dia ny Diola, ny Goronsy, ny Senofô, ny Lôby, ny Bôbô, ny Samô, ary ny Folany. Miteny môôre ny Môsy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
pFad - Phonifier reborn

Pfad - The Proxy pFad of © 2024 Garber Painting. All rights reserved.

Note: This service is not intended for secure transactions such as banking, social media, email, or purchasing. Use at your own risk. We assume no liability whatsoever for broken pages.


Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy