Content-Length: 167387 | pFad | http://mg.wikipedia.org/wiki/H%C3%B4ndorasy

Hôndorasy — Wikipedia Aller au contenu

Hôndorasy

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' i Hôndorasy

I Hôndorasy dia firenena ao Amerika Afovoany. Ny renivohiny dia i Tegucigalpa. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 112 412 km2 izy ary nisy mponina miisa 9 540 539 araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2022. Ny faritr'ora dia −6.

Ankoatra ireo tandavan-tany amorontsiraka roa ao aminy (ny iray manamorona ny Ranomasina Karaiba ary ny iray, tena kely, 50 km eo ho eo, manaraka ny Ranomasimbe Pasifika), dia tendrombohitra no mandrakotra ny tanim-pirenen' i Hôndorasy. Toetanin-jana-pehintany ny toetaniny.

Toerana misy an' i Hôndorasy

Saika ny 90 % amin' ny mponina ao Hôndorasy no safiotra (avy amin' ny Espaniôla sy Amerindiana). Katôlika ny ankamaroan' ny mponina. Maherin' ny antsasaky ny mponina no mipetraka any ambanivohitra.

Sarin-tanin' i Hôndorasy

I Hôndorasy dia isan' ireo firenena tsy mandroso indrindra any Amerika Latina. Mifototra amin' ny fambolena ny toekareny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]








ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: http://mg.wikipedia.org/wiki/H%C3%B4ndorasy

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy