Content-Length: 104346 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Besan%C3%A7on

Besançon — Wikipedia Aller au contenu

Besançon

Avy amin'i Wikipedia

Besançon dia tanàna any atsinanan'i Frantsa, ao amin'ny departementan'i Doubs (Faritra Bourgogne-Franche-Comté). Bisontin ny anaran'ny olona mipetraka any Besançon amin'ny fiteny frantsay.

Besançon ny « tanàna maintso » (« ville verte ») voalohany indrindra any Frantsa,

Manan-tombontsoa ny tanànan'ny Besançon noho ny fisiany eo amin'ny axe « Rhin-Rhône ». Ny axe « Rhin-Rhône » dia lalana ivezivezen'ny entana ; manomboka any Rotterdam, eo amin'ny amorontsiraka ny Ranomasina Avaratra ary midina makany Marseille, eo amoron'ny Ranomasina Mediteranea.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Besan%C3%A7on

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy