Content-Length: 89180 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Ari%C3%A0na_(vahoaka)

Ariàna (vahoaka) — Wikipedia Aller au contenu

Ariàna (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Ariàna na Aria dia ireo Indô-iraniana. Midika hoe "andriana" io teny io ary nampiasain' ireo Indiana nandritra ny vanimpotoana vedika tao India hanondroany ny tenany sy hanondroany ny sarangan' ny andriana sy ny faritra fantatra amin' ny anarana hoe Āryāvarta, izay nahitana ny fototry ny kolontsaina indô-ariana. Ny vahoaka iraniana izay manana fifandraisana hentitra amin' izy ireo dia nampiasa io teny io mba hanondroany ny tenany ao amin' ny boky Avesta, ary io teny io no nipoiran' ny anaran' ny firenana atao hoe Iràna.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana ara-bolonkoditra ny olombelona

Hafa









ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Ari%C3%A0na_(vahoaka)

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy