Content-Length: 173714 | pFad | https://mg.wikipedia.org/wiki/Renirano

Renirano — Wikipedia Aller au contenu

Renirano

Avy amin'i Wikipedia
Renirano

Ny renirano dia lakandrano voajanahary nohadian' ny ranomamy. Ny toerana ipoiran' ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy.

Famaritana

[hanova | hanova ny fango]

Ny renirano dia "rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony"[1].

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Renirano", ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany, Antananarivo,1985.








ApplySandwichStrip

pFad - (p)hone/(F)rame/(a)nonymizer/(d)eclutterfier!      Saves Data!


--- a PPN by Garber Painting Akron. With Image Size Reduction included!

Fetched URL: https://mg.wikipedia.org/wiki/Renirano

Alternative Proxies:

Alternative Proxy

pFad Proxy

pFad v3 Proxy

pFad v4 Proxy